Entrée fisikinana (sikina)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] fitafiana [Rakotosaona 1975]
 Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
¶ Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [Rajemisa 1985]
Articles 

2019/12/12