| Entrée | 1 sesehena |
| Radical | 2 sesika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 very many [1.7] |
| Explications en français |
6 numerous, many, manifold. Probably derived from sesika [1.3] 7 beaucoup [1.3, 1.8] 8 nombreux, en grand nombre [1.3] 9 innombrable [1.8] |
| Exemples |
10 ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao;
[2.48]
11 Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena; [2.996] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|