|
|
|
|

Teny iditra1 saro-kenatra
Singan-teny  2sarotra, 3henatra
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Very bashful. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Timide, qui se déconcerte, rougit facilement. [1.3]
8Très timide par honte. [1.8]
[sarokenatra] 9timide. [1.13]
Tovy hevitra  10menamenatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02