Entrée sara-droa (saraka, roa)
Partie du discours locution
Explications en malgache Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31