|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  samaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan' ny ankizy.. [1.1]
4 velatra mirantsana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 disjoint, séparé, comme les branches d'un arbre, détaché, écarté, fendu en deux, qui bâille, qui fait fourche. [1.3]
6 palmé. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)23  samaka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 écart. [1.13]
Tovy hevitra  26 fihatahana

Fivaditsoratra  27 makasa, 28 masaka, 29 samaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19