|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misamaka
Fototeny  2 samaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina.
5 Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  misamaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 miteraka. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  13 mamisaka, 14 mimasaka, 15 misamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12