|
|
|
|

Teny iditra1  sakay sy maso
Singan-teny  2 saka, 3 hay, 4 maso
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona roa mifanohitra toy ny fahavalo, olona mifandrafy izaitsizy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11