|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakaizam-patana |
| Singan-teny | 2 sakaiza, 3 fatana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana
6 indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo [1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|