|
|
|
|

Teny iditra1  fatana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono
4 Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace. [1.2]
6 a fireplace; a stove [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 âtre, foyer, fourneau, réchaud [1.8]
Ohatra  8  Narehitra natao nafana ny fatana. [2.245#]
9  hoy ilay zazavavy sady nanatona ny fatana izy. [2.332#]
10  Sady mihinana izy roa lahy no tohofany kitay ny fatana. [1.281#]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano)

Fivaditsoratra  14 antafa, 15 fanata, fatana, 16 tafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09