|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakaipilo |
| Singan-teny | 2 saka, 3 hay, 4 pilo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Zavamaniry misy voany fihinana fa masiaka dia masiaka,
7 ilay karazany fahita hatraiza hatraiza [1.1#851] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 (de sakay : piment ; et pilo : acéré, pointu, vulnérant). Variété de petit piment : Capsicum frutescens L. (Solanaceae) à saveur très brûlante.
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|