|
|
|
|

Teny iditra1  safeli-teny
Singan-teny  2 safelika, 3 teny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 allusion [1.3, 1.5]
6 circonlocution [1.3]
Ohatra  7  tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
8  Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [2.298]
Voambolana  9  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12