|
|
|
|

Teny iditra1  safelika
Fototeny  2 felika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra. [1.10]
5 Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika.
6 Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo.
7 Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 détours. [1.3, 1.5]
9 tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche.
10 action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter.
11 ruses, ambages, circonlocutions, allusions. [1.3]
12 action de surprendre par des détours. [1.5]
Ohatra  13  Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245#]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  35 fiselaka, 36 safelika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11