|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy.
4 Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  9 kotaka, kotakotaka

Teny iditra (2/2)10  rotaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 gros ventre. [1.3]
Voambolana  14  Fahasalamana
Tsipelina hafa  15 ritaka
Tovy hevitra  16 rotarota

Fivaditsoratra  17 akotra, 18 atroka, 19 katrao, 20 katroa, 21 okatra, 22 rotaka, 23 takaro, 24 taroka, 25 toraka, 26 traoka, 27 troaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19