|
|
|
|

Teny iditra1  rotarota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy. [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana
Tovy hevitra  5 rotaka

Fivaditsoratra  6 rotarota, 7 traotrao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12