| Entrée (1/2) | 1 rivo-doza |
| Mots élémentaires | 2 rivotra, 3 loza |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1] 6 rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13] |
| Explications en français |
7 cyclone [1.13] |
| Exemples |
8 Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
[2.445]
9 Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27] 10 Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18] |
| Vocabulaire | 11 Météorologie |
| Synonymes | 12 rivo-mahery |
| Citations | 13 Textes citant ce mot |
| Illustrations |
|
| Entrée (2/2) | 14 Rivo-doza |
| Mots élémentaires | 15 rivotra, 16 loza |
| Partie du discours | 17 nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 18 Littérature: pièces |
| Auteur |
19 Rajemisa-Raolison Régis |
| Editions |
|
| Anagrammes | 21 Rivo-doza, rivo-doza |
| Mis à jour le 2025/10/12 |
|