| Entrée | 1 rikarikan-taolana |
| Mots élémentaires | 2 rikarika, 3 taolana |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
| Explications en français |
6 amas d'ossements, squelette [1.3] |
| Vocabulaire | 7 Biologie |
| Synonymes | 8 karana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|