|
|
|
|

Entrée1  resy am-boninahitra
Mots élémentaires  2  resy, 3  voninahitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  enti-milaza ireo izay efa nanao ny faran' ny azony atao teo amin' ny lalao na ady, kanjo dia mbola voa ihany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12