|
|
|
|

Entrée1  re siosio
Mots élémentaires  2  re, 3  siosio
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono [1.1]
Exemples  6  re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. [2.472]
7  Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12