|
|
|
|

Teny iditra1  renitantely
Singan-teny  2 reny, 3 tantely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 abeilles [1.3]
6 abeille [1.5, 1.13]
Ohatra  7  Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo [2.996]
8  Nisamonimonina toy renitantely, ilay faniriana hahalalany ny momba ny misionera katolika, izay tany Ambositra. [2.270]
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  10 renintantely
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02