|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rehareha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [1.1]
Explications en anglais  4  pride, boasting [1.7]
Explications en français  5  orgueil [1.3, 1.8]
6  fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [1.3]
7  vantardise [1.8]
Exemples  8  Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [2.649#]
9  Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  20  Emotions

Entrée (2/2)21  rehareha
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [1.1]
Explications en français  24  arbre [1.3]
25  (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  28  Botanique
Analogues  29  reharehalahy, reharehavavy
Nom scientifique 

Anagrammes  30 herahera, 31 rehareha

Mis à jour le 2025/09/19