|
|
|
|

Entrée1  raraka
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  18  [1.1] Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao.
Explications en anglais  19  [1.7] spilled, scattered
Explications en français  20  [1.3#513] répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné
21  [1.8] éparpillé
Exemples  22  [2.4#119] raraka tamiko ny antsasak' ilay rano.
23  [2.528#102] Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao.
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot raraka

Anagrammes  25  ararak, raraka

Mis à jour le 2025/08/10