|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranomaso tsy miaraka amam-paty |
| Singan-teny | 2 rano, 3 maso, 4 tsy, 5 miaraka, 6 amana, 7 faty |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo
10 (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe 11 haingo diso an' iarivo) [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|