|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haingo diso an' Iarivo |
| Singan-teny | 2 haingo, 3 diso, 4 Iarivo |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 entina milaza ny haingo na ny zavatra kanto, izay diso toerana na efa lasa ny fotoana tokony hisehoany
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|