Entrée (1/3) | 1 ranitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1] |
Explications en anglais |
4 sharpness, keenness of edge. See rangitra [1.2] 5 sharpness [1.7] |
Explications en français |
6 état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3#508] 7 état de ce qui est bien tranchant [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 24 2 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/3) | 25 ranitra |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 [rañitra]
sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [Tambahoaka]
[1.78] 28 Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1] |
Explications en français |
29 concubine : celui qui entretient un concubine [1.3#508] |
Exemples |
30 Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby.
[2.346#30]
|
Entrée (3/3) | 31 Ranitra |
Partie du discours | 32 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
33 Rajaonarison Elie |
Editions |
34 Mitsinjo. 1992. Hauteur: 21cm. Largeur: 13.5cm. Pages: 128. |
Illustrations |
|
Anagrammes | 35 ranitra, Ranitra |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |