| Entrée | 1 randramadinika |
| Mots élémentaires | 2 randrana, 3 madinika |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1] |
| Vocabulaire | 6 Coiffures |
| Anagrammes | 7 mandriandriaka, 8 randramadinika |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|