Entrée | 1 madinika |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 dinika |
Explications en malgache |
4 [1.78] kely [Tanosy]
5 [1.1] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy |
Explications en anglais |
6 [1.2] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. |
Explications en français |
7 [1.3] petit, menu, mince, fin |
Exemples |
8 [2.499#] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
9 [2.69#] Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! 10 [2.113#] Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; 11 [2.366#] Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 13 61 mots contenant madinika |
Autres orthographes | 14 majinika |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot madinika |
Anagrammes | 16 dinamika, 17 madinika, 18 manakidy, mañakidy, 19 midañaky, 20 midanika |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |