Entrée mandry ivohon' ny vato (andry, voho, vato)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be secure [Hallanger 1973]
Définition française être en sûreté [Hallanger 1974]

2009/11/23