|
|
|
|

Teny iditra1  raikitelo
Singan-teny  2 raikitra, 3 telo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalan-kevitra entina mikajy halavana, isa, vidin-javatra, miainga avy amin-javatra roa efa fantatra. Ohatra: Ariary 24 no vidin' ny temitra 3m; ohatrinona no vidin' ny temitra 14m ?. [1.1]
Voambolana  6  Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12