|
|
|
|

Entrée1  raikipohy
Mots élémentaires  2  raikitra, 3  fohy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR [1.1]
6  sora-pohy itadidiana zavatra [1.13]
Explications en français  7  formule [1.13]
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12