|
|
|
|

Entrée1  raiki-tampisaka
Mots élémentaires  2  raikitra, 3  tampisaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [1.1]
Explications en anglais  6  very thin, tuberculous [1.7]
Explications en français  7  tuberculeux, en proie à une maladie chronique [1.8]
Vocabulaire  8  Santé
Autres orthographes  9  raikitapisaka

Mis à jour le 2025/09/12