|
|
|
|

Entrée (1/3)1  rahona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1]
Explications en anglais  4  a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2]
5  a cloud [1.7]
Explications en français  6  nuage [1.3#499, 1.8]
Exemples  7  Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471]
8  Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés  12  9 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  13  Météorologie
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot
Article  15  Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entrée (2/3)16  rahona
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1]
Explications en anglais  19  fig. a threat, a menace [1.2]
20  a threat, a menace [1.7]
Explications en français  21  menace [1.3#499, 1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  33  rahom-bava
Analogues  34  rahonavis

Entrée (3/3)35  rahona
Partie du discours  36  nom
Explications en anglais  37  gilding [1.2]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  41 harano, 42 harona, 43 Nahora, 44 rahano, 45 rahona, 46 rohana

Mis à jour le 2025/10/08