|
|
|
|

Teny iditra1  rahana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination [1.3]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 haraña, Harana, harana, rahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21