|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fandrahana |
| Fototeny | 2 fandraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ.
5 Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra. 6 Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be cut by a chisel; to be morticed..
[1.2] 8 to be chiseled. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on cisèle.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 14 fandrahana |
| Fototeny | 15 rahana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Fomba entina mandrahana, mampangotraka.
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 18 fandrahana |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 soamaravo.
[Betsimisaraka]
[1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 21 fandrahana |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana..
[Betsileo, Bara, Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 25 fahandrana, 26 fandrahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|