Entrée pondy
Partie du discours nom
Définition malgache Fandraisan-javatra amin' ny tanana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes pondipondy

Entrée pondy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] vanja [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] vanja: Jara-pondy añefitre ka tsy ba anañam-be (zara vanja lavitry ny toby ka tsy mba ananambe) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31