| Entrée | 1 vanja |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 gunpowder [1.7] |
| Explications en français |
5 poudre à fusil ou à canon [1.8] |
| Exemples |
6 Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
[2.48]
|
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|