|
|
|
|

Teny iditra1  poa-drora
Singan-teny  2 poaka, 3 rora
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny rora lalaovin' ny ankizy ao am-bavany ary avoakany eo amin' ny molony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 globules que les enfants font avec la salive. [1.3]
Voambolana  7  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12