|
|
|
|

Entrée1  pensilihazo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  pensily, hazo
Explications en malgache  4  [1.1] Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy
Explications en anglais  5  [1.2] A lead pencil.
Explications en français  6  [1.13] crayon de bois
Exemples  7  [2.4#] Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda.
8  [2.332#] Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra.

Mis à jour le 2025/07/29