Entrée patrakala
Mots élémentaires patraka ; ala
Partie du discours nom
Explications en malgache Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany [1.1]
Explications en anglais [Ala, a forest.] dripping rain from trees [1.2]
Explications en français [ patrak' ala ] Grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie [1.3]
Exemples 
1ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; [2.587]
2Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; [1.247]

Mis à jour le 2023/12/01