| Entrée (1/2) | 1 paingotra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a pin [1.7] | 
| Explications en français | 5   épingle [1.3#476, 1.8] | 
| Exemples | 6   Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
[2.472] 7 Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 paingo-jaza | 
| Entrée (2/2) | 23 paingotra | 
| Partie du discours | 24 nom | 
| Explications en anglais | 25   an informer [1.7] | 
| Explications en français | 26   mouchard [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |