|
|
|
|

Teny iditra1  paingo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vy mavesatra miaraka amin' ny gadra; fatotra iray avy amin' ny tongotra roan' ny vorona, izay akambana mitohy.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Fers qu’on met aux pieds. [1.3#476]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  25 parapaingo
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  27 apongy, 28 paingo, 29 pionga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09