|
|
|
|

Teny iditra1  ampaingoina
Fototeny  2 paingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny olona asiana gadra ny tongany, na ny vorona asiana fatotra ny tongony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Aux pieds desquels on met des fers, des entraves. [1.3#476]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ampaingoina, 11 mapangoaiñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12