|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 orina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir,
5 de construire, de se fixer en un endroit [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 orina |
| Fototeny | 22 otra |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 to be massaged, to be rubbed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains
[1.3] 27 qu'on masse, qu'on frictionne [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 32 orina |
| Fototeny | 33 ory |
| Sokajin-teny | 34 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Atao izay hampahantra azy; botrina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 37 anory, 38 arony, 39 irona, orina, 40 ranoy, 41 riano, 42 riona, 43 roina, roiña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|