| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fanorenana | 
| Fototeny | 2orina | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana [1.1] 5 fanamboarana, fananganana [1.13]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 a foundation. See fanambaniny (ambany). [1.2] 7 the act of founding; a foundation [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 action de fonder; fondation [1.8] 9 construction [1.13]  | 
| Ohatra | 
10 ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana.
[2.508] 
 11 Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [2.245]  | 
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Lahatsoratra | 13Randzavola: fanorenana ao amin' ny Baiboly | 
| Fivaditsoratra | 14 faneronana, 15 fanonerana, 16 fanorenana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |