Entrée | 1 onitra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety |
Explications en anglais |
10 [1.2] restoration of something lost or spent. 11 [1.7] compensation, restitution |
Explications en français |
12 [1.8] dédommagement, remplacement 13 [1.13] compensation; dommages et intérêts |
Analogues | 14 onidrefy |
Anagrammes | 15 aonitr, atrony, itrona, naoitr, naotri, naotry, natory, niotra, norita, notari, onitra, oritan, ranito, rantoi, rantoy, raotin, roatin, rotany, tinora, torani, torina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |