|
|
|
|

Entrée1  fanonerana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  onitra
Explications en malgache  4  [1.1] Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao
Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay
Explications en français  5  [1.3#468, 1.13] compensation
6  [1.3#468] la restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction
Exemples  7  [2.588#] Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato;
8  [1.384#] Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana.
Tous les mots composés 

Anagrammes  10 faneronana, 11 fanonerana, 12 fanorenana

Mis à jour le 2025/09/12