|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 onina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin' ny toerana iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 root of monina, onenana, fonenana
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action d’habiter, de résider
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 14 onina |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 root of onenina, mionina, manonina
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 17 onina |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 the shape or appearance of anything
[Provincial]
[1.2#465] |
| Kamban-teny rehetra | 20 azo onina |
| Fivaditsoratra | 21 Anony, 22 inano, 23 inona, 24 ninao, 25 noany, 26 noina, onina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|