|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 monina |
| Fototeny | 2 onina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
5 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise 6 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house.
[1.2] 8 to reside, to dwell [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 résider, habiter
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao
[2.471]
11 ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 17 makatoerana, 18 mamitsaka, 19 manorimponenana, 20 mialokaloka, 21 miampirina, 22 milasy, 23 miorindasy, 24 mipetraka, 25 mitoetra, 26 mitomoetra |
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 mañino, 30 mañony, manony, 31 minòna, minona, 32 monany, monina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|