|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ompana
Fototeny  2 ompa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho
5 Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy
6 Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be reviled, to be abused. [1.2]
8 to be abused with foul language [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3#464]
10 à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16  ompana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 action d'attacher des objets ensemble [1.3#465]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  26 ampo~na, 27 mañapo, 28 mañopa, 29 mpanao, 30 mpanoa, ompana, 31 pañoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17