|
|
|
|

Teny iditra1 olo-marina
Singan-teny  2olona, 3marina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny. [1.1]
Ohatra  6 Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy [2.895]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02