|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ofo
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 scaling off. see ofaka, ofy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 mue, changement de peau, de couleur [1.3]
15 dégradation de teinte [1.13]
Tovy hevitra  16 ofy
Mpanahaka  17  ofaka

Teny iditra (2/2) 18  ofo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22